Teny iditra mamondrake
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Manatavy, manesika mba hahatavy (omby, kisoa...): Añivo tsy vondrake koa anakandry (afovoany nefa tsy matavy toa andry) [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31