|
|
|
|

Teny iditra1  mamongatra
Fototeny  2  fongatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mihady, mandoatra: Mamongatra harembe avy ao anaty tany ny mpihady volamena
Mamohafoha: Tsy misy tsy misento raha mamongatra ny lasa
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#184] Sortir, extraire, fouiller, déterrer, produire au jour ; faire revivre, exhiber, manifester, révéler
Ohatra  6  Mahafinaritra ny mihaino tantara, fa hoatra ny mamongatra vola milevina. [1.437#]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  11  manamongatra

Fivaditsoratra  12  mamangotra, mamongatra

Nohavaozina tamin' ny 2024/04/01