Teny iditra mamongika (vongika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mamesatra, manisy enta-mavesatra (eo an-tsoroka) [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mamongika
namongika
hamongika
mamongeha

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14