Teny iditra mamongitrika (vongitrika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mijery amin' ny maso mivandravandra toy ny hamono [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamongitrika
Ny lasa : namongitrika
Ny hoavy : hamongitrika

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05