Teny iditra | 1 mamonkina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mamoritraho fohy fa tsy manatsotra ho lava. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to contract (the fist), to curl into a ball |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] contracter, comme le poing ; replier en boule |
Ohatra |
6 [2.895#] hatahorako ny hafa Mbetika i Tovo mamonkina ny totohondriny, mbetika mifendrofendro tahaka ny hitomany |
Fototeny | 7 vonkina |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny mamonkina io |
Fivaditsoratra | 17 amonkinam, mamonkina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/11 |
![]() |