|
|
|
|

Teny iditra1  mamono dia
Singan-teny  2  mamono, dia
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] 1) manao izay tsy hahitan' ny mpanaraka ny alehan' ny tena ka mivilivily sy mody mitamberimberina na mandiso ny lalan-kaleha, fa tsy any amin' izay efa noheverina
2) mamboatrasy mandamina tsara ny tany voasa ary ny bainga voavadika
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to get into step. See vonodia
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] changer le pas, prendre le pas

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02