|
|
|
|

Teny iditra1  mamono dindo
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] mandroaka matoatoa; manao izay hialan' ny avelo na fanahy ratsy mitady hisompatra
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] chasser les revenants, exorciser
Voambolana  5  Fivavahana, finoana
Singan-teny  6  mamono, dindo
Tovy hevitra  7  mamono lolo

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10