Teny iditra | 1 mamono hira |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Singan-teny | 3 mamono, hira |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] tsy manaraka ny tena hira fa mampidina ambany na mampakatra avo, ary dia simba ny hasoan' ny hira fa tsy aralia ny tena izy |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] faire détonner, faire baisser la voix |
Fivaditsoratra | 6 mamono hira, nohamaroim, nohamoraim |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |