|
|
|
|

Teny iditra1  mamono lalana
Singan-teny  2  mamono, lalana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] 1) misakana na manisy fefy ny lalana tsy ho azo aleha
2) anambarana koa ny olona manao zavadratsy amin' ny asa ataony, ka tsy afaka miverina hahazo soa amin' ny raharahany intsony
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] prohiber, interdire un chemin, empiéter sur le chemin, le prendre

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07