Teny iditra | 1 mamono lamba |
Singan-teny | 2 mamono, lamba |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] anambarana ny famonosan-damba ny maty na ny razana ao am-pasana; mandrakotra lambamena vaovao indray ny maty amin' ny famadihana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |