Teny iditra mamono sofina
Singan-teny mamono ; sofina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mody tsy mandre izay lazaina, na tsy miraharaha izay zavatra henony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To pretend not to hear, to be deaf to orders [1.2]
Fanazavàna teny frantsay (litéralement tuer les oreilles) faire le sourd, ne pas vouloir écouter [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/13