Teny iditra | 1 mamono sofina |
Singan-teny | 2 mamono, sofina |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] mody tsy mandre izay lazaina, na tsy miraharaha izay zavatra henony |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to pretend not to hear, to be deaf to orders |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] (litéralement tuer les oreilles) faire le sourd, ne pas vouloir écouter |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |