Teny iditra | 1 mamono teny |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] mitovitovy amin'ny hoe: manapa-teny, nefa miteny ihany mba hihainoan'ny olona izay lazain' ilay voalohany |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] couper la parole à quelqu'un |
Singan-teny | 5 mamono, teny |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |