Teny iditra | mamono vorona | |
Singan-teny | mamono ; vorona | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Mandrahona, mampitahotra ambony ihany, manao don-tandroka [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | To administer the tangena ordeal [1.2] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/13 |