| Teny iditra | 1 mamontirika |
| Fototeny | 2 vontirika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mampivandravandra be ny maso toa hivoaka ny taolamaso mihitay: Namontirikany masony ka natahotra aho
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|