Teny iditra | mamontsina | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Hita mipoitra amin' ny ilany indray (vay lahy kely) [1.1] | |
Maniry tsimoka, maniry laingo [1.13] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Bourgeonner [1.13] | |
Voambolana | Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny | |
Tsipelina hafa | mamontsona | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |