Teny iditra | 1 mamontsina |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Hita mipoitra amin' ny ilany indray (vay lahy kely) 4 [1.13] maniry tsimoka, maniry laingo |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.13] bourgeonner |
Voambolana |
6 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
Tsipelina hafa | 7 mamontsona |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12 |
![]() |