Teny iditra | mamony fanja | |
Singan-teny | mamony ; fanja | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny zavamaniry sasantsany, toy ny tsaramaso na ny paiso rehefa mamony [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | être sur le point de fleurir [1.196] | |
Ohatra | Namony fanja daholo ny voninkazo tamin'izay, ka sahirana ny renintantely sy ny lolo fa izay tsentsefina toa mamy kokoa
[2.895] | |
Fivaditsoratra | mamonifanja, mamony fanja |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/30 |