Teny iditra mamorotaka (porotaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitambotsotra midina (toy ny kibo ben' ny olona matavy ) [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamorotaka
Ny lasa : namorotaka
Ny hoavy : hamorotaka
Tovy hevitra miporotaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05