Teny iditra | 1 mamosaka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mampiseho: Tsy nety namosaka izay nosoratany izy Manambara: Tsy nety namosaka ny teti-dratsiny izy na dia efa traira aza |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to reveal, to bring into view; to propose an idea |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] révéler, déployer au grand jour; avancer une idée ou un projet |
Ohatra |
6 [2.298#] Na misy mba sahy mamosaka hevitra tsy mifanaraka amin'ny an'ny Manjaka aza, efa miolaka ery sao mainka hampitroatra. |
Fototeny | 7 posaka |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 12 manaposaka |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny mamosaka io |
Fivaditsoratra | 15 mamasoka, mamosaka, somamàka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |