Teny iditra mamosavy (mosavy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manisy mosavy, mamorika, manimba ka mahafaty: Lazain' ny olona fa ilay olona tao atsimony, hono, no namosavy azy
Milaza ny tsy mety, toy ny, ohatra, milaza olontsy heny ho mpivady: Ranona itỳ mamosavy mihitsy; olona mpianadahy ireny ka ataonao hoe mpivady
Manao zavatra mety hahavoa: Mamosavy izay nanaparitaka ireto fanjaitra ireto teto amparafara?
Enti-milaza ny saka manana anaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To bewitch [1.2]
 To practice withcraft, to cast a spell [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Ensorceler, jeter un maléfice [1.8]
 Ensorceler, jeter un maléfice sur quelqu'un ou sur quelque chose. Beaucoup de maladies, notamment les psychopathies, mais aussi des maladies dont l'origine paraît suspecte, surtout celles qui se déclenchent brutalement, sont attribuées à de tels maléfices [1.196]
Ohatra Ny mamosavy hitan' olona, ka ampandoaviny vola, dia tsy lazalazainy, no atao hoe mividy laona. [2.293]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamosavy
Ny lasa : namosavy
Ny hoavy : hamosavy
Filaza mandidy : mamosavia
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20