Teny iditra | 1 mamosotra |
Fototeny | 2 vosotra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mamazivazy, mananihany, manaraby: Tsy tiako ny olona mamosotra ny sasany toy izany |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 8 amotsoram, mamosotra, mamotsora |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |