Teny iditra | 1 mamoteka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Betsileo]
manambaka, mandoto: Mamoteke añatene diakoa ny añ'Ambalafivelomana (Mandoto na manambaka namana toy ny any Ambalafivelomana) |
Fivaditsoratra | 4 |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |