Teny iditra | 1 mamotitra |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mametraka zavatra mivadika, mampifamadika: Misy maso lavitra mamo titra ny sarin' ny zavatra jerena aminy Milaza olona roa izay olom-pady ho heny: Nahoana ity ianao no mamotitra anay mianadahy |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to invert to curse, to vilify, to use opprobrious language. 5 [1.7] to turn end for end |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] inverser |
Fototeny | 7 fotitra |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |