Teny iditra | 1 mamototra |
Fototeny | 2 fototra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mandray na maka eo akaikin' ny fototra: Tsy nahay namototra tsara ireo zanakazo nafindrany izy ka be no tapaka Mandinika tsara, manadihady, mamakafaka: Efa namototra ny amin' ilay vonoana olona teo Behoririka ny fanjakana ka dia miandry isika |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to take root; to investigate thoroughly; to grasp. |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#190] saisir près de la racine, près de la base, examiner à fond, jusqu'au principe |
Ohatra |
7 [2.324#] Tsy izany no hevitro, fa tsy hahita na inona na inona raha izy no mamototra. 8 [2.588#] Raha manontany ianao ka mamototra, dia izao no azoko lazaina aminao: marina fa mitana sampy aho; |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |