Teny iditra |
mamovoka
(vovoka)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mandrakotra vovoka: Mamovoka io tany mianjera io fa amboary Manetsika, mampibofoka vovoka, mampitera-jofo: Tandremo ny mamovoka rehefa mamafa trano Enti-milaza ny vovoky ny kitrotro izay miendaka amin' ilay marary ka manidina mifindra amin' ny mbola tsy voa: Mamovoka izao ny kitrotron' ny ankizy ka aza mbola mamangy any aminay aloha ianareo [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To cover with dust;
to raise dust; to be dusty [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Couvrir de poussière;
soulever la poussière; être poussiéreux [1.8]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mamovoka |
Ny lasa : |
namovoka |
Ny hoavy : |
hamovoka |
|
|