Teny iditra | 1 mamovoka |
Fototeny | 2 vovoka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mandrakotra vovoka: Mamovoka io tany mianjera io fa amboary Manetsika, mampibofoka vovoka, mampitera-jofo: Tandremo ny mamovoka rehefa mamafa trano Enti-milaza ny vovoky ny kitrotro izay miendaka amin' ilay marary ka manidina mifindra amin' ny mbola tsy voa: Mamovoka izao ny kitrotron' ny ankizy ka aza mbola mamangy any aminay aloha ianareo |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to cover with dust; to raise dust; to be dusty |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] couvrir de poussière; soulever la poussière; être poussiéreux |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |