Teny iditra | 1 mampando |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny frantsay |
3 [1.3] humecter, mouiller, tremper, arroser d'un peu d'eau |
Ohatra |
4 [1.38] Ny ando dia nalain'ny mpaminany matetika ho fanoharana noho ny heriny hiditra sy hampando tany mangingina |
Fototeny | 5 ando |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny mampando io |
Fivaditsoratra | 11 mampando, mandampo |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |