Teny iditra (1/2) | 1 mampandry |
Fototeny | 2 andry |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#41] faire coucher quelqu’un, coucher, étendre, pacifier, faire reposer |
Ohatra |
5 Koa raha misy tsy mampandry ny tany, miara-mamono izaho sy izy na ny aty na ny any. [2.366#] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaran' olona |
|
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny mampandry io |
Teny iditra (2/2) | 15 mampandry |
Sokajin-teny | 16 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
17 [1.196] Ce nom désigne surtout deux arbres : Cedrelopsis grevei Baill. (Meliaceae) et Molinaea retusa Radlk. (Sapindaceae). Ils entrent dans la préparation des tranquillisants naturels administrés aux boeufs de fosse, et éventuellement aussi dans les « charmes » destinés à rendre un adversaire inactif. Grandidier (fichier manuscrit) note sous ce nom « Plante médicinale prise à Morondava ». [Sakalava]
|
Voambolana |
18 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 20 mampandry, mampindra, mandrampy, mpamindra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |