Teny iditra mampanefy (tefy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Endriteny 
mampanefy
mampanefin'
mampanefin-
mampanefim-
nampanefy
nampanefin'
nampanefin-
nampanefim-
hampanefy
hampanefin'
hampanefin-
hampanefim-
Ohatra Ao aminy avokoa ny olona eto amin' ny manodidina no mampanefy angady sy antsy ary famaky. [FOFAFIPE: Rosovola, takila 44]

2015/04/02