Teny iditra mampanembona (embona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra 
1Tonon-taona mampanembona ny ambanivohitry ny tena! [1.228]
2ry ali-mampisaona, mampanembona ny foko, Ora firy, sa ho taona, vao hangina ny toloko? [1.247]

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/13