|
|
|
|

Teny iditra1  mampanjanaka
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mampisam-bola misy zanany; manao petra-bola misy zanany: Nampanjanaka vola telo arivo tamin' io taozava-pirenena io aho
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] Prêter à intérêt, placer à intérêt: Nampanjanaka ariary arivo tamin’ ny banky aho (J’ai placé mille piastres à intérêt à la banque)
Fototeny  5  zanaka
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11