|
|
|
|

Teny iditra1  mampanjary
Fototeny  2  zary
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] investir
Ohatra  5  Mipariaka eny amin' ny torapasika fotsy manjelatra ny hazavany, ka mamiratra mamono maso, ary ny hafanany mampanjary vain' afo kely tsy hita isa ny fasika hitsahina eny an-dalambe sy eny an-tokotany. [2.499#]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11