Teny iditra | 1 mampanofa |
Fototeny | 2 hofa |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to rent something out |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] louer à quelqu'un |
Ohatra |
6 [2.117#] Tsy vitsy koa ny olona mampanofa boky. 7 [1.123#] Ary ny mampanofa dia sazina omby 10 |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |