Teny iditra mampatahotra (tahotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mahatonga hatahotra(marihina anefa fa zavatra no lazaina amin' izany): Mampatahotra ny ankizy ilay sarivongana eo ambony fasana [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mampatahotra
nampatahotra
hampatahotra

2010/05/14