|
|
|
|

Teny iditra1  mampiantso
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  antso
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#57]
Ohatra  5  [2.928#2] Nampiantso sy mampiditra ny manamboninahitra
6  [2.606] Koa raha misy fifanolanana ao an-tanàna dia mampiantso ny roa tonta ny Filoha.
7  [2.643] Tsy maninona ary, hoy izy, fa rahefa tonga any Antananarivo aho mampiantso an' ialahy.
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  12 mampiantso, 13 mañampitso, 14 Manampotsy, 15 mpanatsimo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12