|
|
|
|

Teny iditra1  mampibolasitra (bolasitra)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Ohatra  3  ny tany lena matetika no malama mampibolasitra ka raha mandeha aminy dia mitandrina fatratra sao potraka [2.314#113]
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2024/06/22