Teny iditra mampibosesika (bosesika (sesika))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra Inona moa no dia mampibosesika ny baiko eo amin' ny tenim-pirenena? [2.285]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mampibosesika
Ny lasa : nampibosesika
Ny hoavy : hampibosesika

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31