|
|
|
|

Teny iditra1  mampidera
Fototeny  2  dera
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] to show off something, to seek praise
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3]
6  [1.8] faire parade de quelque chose
Ohatra  7  Aza mampidera amin'ny malahelo, angoa hianarany! [2.298]
8  Toa mampidera ny hasoany amin' ny rahona miloko mena sy volomparasy ny faravodilanitra; [2.470]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  14  ampideram, mampidare, mampidera

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21