|
|
|
|

Teny iditra1  mampidi-doza
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  mampahita loza, mamohehatra [1.1]4  mety hiteraka loza raha tsy misy fitandremana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5  dangereux [1.13]
Ohatra  6  Ny fanapahan-dalana anefa no matetika mampididoza. [2.117#]
7  Fa izahay ankizy hono, tsy mahazo mandrehitra fa sao mampididoza. [2.332#]
8  Fa, mba tsy hisiana zavatra mampididoza, tamin' ny voalohandohany, lefona tsy nisy lela no nampiasaina. [2.270#]
Singan-teny  9  mampiditra, loza
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny mampidi-doza io

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/21