Teny iditra mampiely (ely)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy To scatter, to distribute ;
Ampielèzina [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Disséminer, propager [1.8]
Ohatra nampiahiahy ny Mpanjaka koa ireto Vazaha misionera mandany mondron-kely sy vola amin-karena be dia be miasa mampiely ny fivavahany. [2.508]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mampiely
Ny lasa : nampiely
Ny hoavy : hampiely
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/13