|
|
|
|

Teny iditra1  mampiely
Fototeny  2  ely
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] to scatter, to distribute ;
ampielèzina
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] disséminer, propager
Ohatra  6  nampiahiahy ny Mpanjaka koa ireto Vazaha misionera mandany mondron-kely sy vola amin-karena be dia be miasa mampiely ny fivavahany. [2.508#]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/13