Teny iditra mampieritreritra (eritreritra (eritra))
Sokajin-teny matoanteny na mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy Doubtful, open to suspicion
To cause one to think or reflect [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Douteux, qui éveille le soupçon
Faire réfléchir [1.8]
Ohatra 
1Fa ity dia mampieritreritra loatra. [2.588]
2Mampieritreritra ahy tokoa izany tenin' Idada izany. [2.332]
3Tsy mba ampanga maty ela anie io, fa ampanga malazo vao, ka izany no mampieritreritra ahy! [2.587]

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/26