|
|
|
|

Teny iditra1  mampieritreritra
Fototeny  2  eritreritra
Sokajin-teny  3  matoanteny na mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  4  doubtful, open to suspicion
5  to cause one to think or reflect [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  douteux, qui éveille le soupçon
7  faire réfléchir [1.8]
Ohatra  8  Fa ity dia mampieritreritra loatra. [2.588#]
9  mampieritreritra ahy tokoa izany tenin' Idada izany. [2.332#]
10  Tsy mba ampanga maty ela anie io, fa ampanga malazo vao, ka izany no mampieritreritra ahy! [2.587#]

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/26