Teny iditra mampiezaka (ezaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Endriteny 
mampiezaka
mampiezak'
mampieza-
nampiezaka
nampiezak'
nampieza-
hampiezaka
hampiezak'
hampieza-
Ohatra Enga anie ka ny fampiasana ity boky ity hampiezaka ny tanora hikaroka ny antonony sy hampamirapiratra ny marina ao anatin’ ny hevi-diso samihafa ! [Rajemisa: Fomba]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31