|
|
|
|

Teny iditra1  mampifampi~
Sokajin-teny  2  tovona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Tovona fanaovana matoantenin' ny "mpampanao asa ifanaovan' olona roa" ho an' ny mt manomboka amin' ny mi-, enti-milaza olona manasa olona roa na maro hifamaly asa: Mampifampiteny: Tsy nifandray mihitsy izy mirahavavy fa reniny vao nampifampiteny azy

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29