Teny iditra mampifampi~
Sokajin-teny tovona [Teny amin' ny mampifampi~]
Fanazavàna teny malagasy Tovona fanaovana matoantenin' ny "mpampanao asa ifanaovan' olona roa" ho an' ny mt manomboka amin' ny mi-, enti-milaza olona manasa olona roa na maro hifamaly asa: Mampifampiteny: Tsy nifandray mihitsy izy mirahavavy fa reniny vao nampifampiteny azy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31