Teny iditra | 1 mampihanta |
Fototeny | 2 hanta |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to spoil or indulge a child |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] gâter un enfant |
Ohatra |
6 [2.314#] Moa fitiavan-janaka ve ny mampihanta azy tafahoatra? 7 [2.356#] Tena tia anay Maman, toy ny reny niteraka, mampihanta loatra aza indraindray. |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 12 ampihantam, mampihanta, nampitaham |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |