Teny iditra mampihantona (hantona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy To hang up; to bring about a pause, to suspend something [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Suspendre; interrompre [1.8]
Ohatra Amin' ireo trangan-javatra voalaza etsy ambony ireo, ny fampakaran-draharaha eo amin' ny Fitsarana Avo momba ny Lalàmpanorenana dia mampihantona ny fe-potoana tokony hamoahana ny lalàna hanan-kery. [1.320]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mampihantona
Ny lasa : nampihantona
Ny hoavy : hampihantona
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/21