Teny iditra | 1 mampihaodihaody |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fototeny | 3 haodihaody |
Haiendriteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
7 [2.313] mahatonga hamangivangy |
Ohatra |
8 [1.260] Haody mena masoandro, ry aviavy an-tampon' Imanga, / Tsinjovina maitso manga, / tomarotaroka mavamavana, / mampihaodihaody ny manin-kavana!
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |